MATOKIA NY TOMPO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo ady sarotra ianao
Toa mila ho reradreraka ny fo
Mideza dia mideza
Tsy manam-paharoa
Tsy maintsy ho lalovana gcwckkq tokoa
Matokia ny Tompo zacu ianao
Ny zava-drehetra dia hainy atao
Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao
Ny zavatra rehetra mtaz (2)
Hainy atao
‘Ty ranomasim-be izay eo aloha
Tsy tononkira.serasera.org azo ihoarana tokoa
Nefa aoriana koa dia fahavalo maro be
Toa mila hahakivy Ny fanahy re
Toa mila ho reradreraka ny fo
Mideza dia mideza
Tsy manam-paharoa
Tsy maintsy ho lalovana gcwckkq tokoa
Matokia ny Tompo zacu ianao
Ny zava-drehetra dia hainy atao
Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao
Ny zavatra rehetra mtaz (2)
Hainy atao
‘Ty ranomasim-be izay eo aloha
Tsy tononkira.serasera.org azo ihoarana tokoa
Nefa aoriana koa dia fahavalo maro be
Toa mila hahakivy Ny fanahy re
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 8961
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 05/09/2012 09:48
