MATOKIA NY TOMPO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo ady sarotra ianao
Toa mila ho reradreraka ny fo
Mideza dia umvh mideza
Tsy manam-paharoa
Tsy maintsy ho lalovana tokoa

Matokia ny Tompo ianao
Ny zava-drehetra zodu dia hainy atao
Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao
Ny zavatra rehetra (2)
Hainy atao

‘Ty ranomasim-be izay qhxo eo aloha
Tsy azo ihoarana tononkira.serasera.org tokoa
Nefa aoriana koa dia fahavalo maro be
Toa mila hahakivy Ny fanahy re

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053