manana aho (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efa reraky ny fiainana ahotsy nahita izay nombana intsony
saika latsaka tanaty ny famoizampo aho
tsy haiko intsony izay natao
soa fa tonga Ianao nanarina ahy
nampitraka,namonjy ny fanahy
nositraninao lay fery tato anatiko
izay nandratra ny foko
ref: manana aho,Tompo o fa manana Anao
niova ny fiainako Tompo o
tao Aminao
tsy nanenina aho raha nandray Anao
tsy ho toy izao ny fiainako.
raha toa tsy tao Aminao(2)
efa reraky ny fiainana aho
tsy nahita izay nombana intsony
saika latsaka tanaty ny famoizampo aho
tsy haiko intsony izay natao
soa fa tonga Ianao nanarina ahy
nampitraka,namonjy ny fanahy
nositraninao lay fery tato anatiko
izay nandratra ny foko
ref: manana aho,Tompo o fa manana Anao
niova ny fiainako Tompo o
tao Aminao
tsy nanenina aho raha nandray Anao
tsy ho toy izao ny fiainako.
raha toa tsy tao Aminao(5)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 10493
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ravakacoach1
Daty : 24/02/2015 18:35