manana aho (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efa reraky ny fiainana aho
tsy nahita izay nombana intsony
saika latsaka tanaty ny famoizampo aho
tsy haiko intsony izay natao
soa fa tonga Ianao nanarina ahy
nampitraka,namonjy ny fanahy
nositraninao lay fery tato anatiko
izay nandratra ny tononkira.serasera.org foko
ref: manana aho,Tompo o fa manana Anao
niova ny fiainako Tompo o
tao Aminao
tsy nanenina aho raha nandray Anao
tsy ho aalvg toy izao ny fiainako.
raha toa tsy tao Aminao(2)

efa reraky ny fiainana aho
tsy nahita izay nombana intsony
saika latsaka tanaty ny famoizampo aho
tsy haiko intsony izay pljdh natao
soa fa tonga Ianao nanarina ahy
nampitraka,namonjy ny fanahy
nositraninao lay fery tato anatiko
izay nandratra ny foko
ref: manana aho,Tompo o fa manana Anao
niova ny fiainako Tompo o
tao Aminao
tsy nanenina aho raha nandray Anao
tsy ho toy izao ny oxuyzyc fiainako.
raha toa tsy tao Aminao(5)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045