Aza kivy (Tsy izay miseho anio) (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izay miseho anio, no hoe hamaritra
Fa mbola ho avy ilay maraina mahafinaritra
Voatokany izaho satria, efa eo aminy
Ho ahy sy ho anao, tiany ywgbx sady maminy X2
Koa aza kivy ianao fa raiso re ny tànany
Ny hoavinao rehetra anie, efa eo Aminy
Koa matokia, ario hatreo ‘reo tebitebinao
Tsy maintsy ho tononkira.serasera.org tong’ilay maraina vaovao X2
Tsy izay miseho anio, no hoe hitsaranao
Ka hamaritanao izay tsy maintsy ho avinao
Tsy taratry ny ampitso anie, izay mitranga haldmyrc anio
Ny Tomponao, no hifikiro paigyg mafy sy itokio.
Ref x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 43224
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 10/10/2008 15:44