Aza kivy (Tsy izay miseho anio)

Lohateny Aza kivy (Tsy izay miseho anio)
Nampiditra HanyCherie
Tamin'ny 20/06/2015 06:58
Vangy : 439
                 G                            Am
Tsy izay miseho anio, no hoe hamaritra

                  C                                    D
Fa mbola ho avy ilay maraina mahafinaritra

            G                                       C
Voatokany izaho satria, efa eo aminy

            D                                G
Ho ahy sy ho anao, tiany sady maminy  X2




             D                                   G
Koa aza kivy ianao fa raiso re ny tànany

              D                                   G
Ny hoavinao rehetra anie, efa eo Aminy

                              Em                                C
               Koa matokia, ario hatreo ‘reo tebitebinao

                                       D                              G
               Tsy maintsy ho tong’ilay maraina vaovao X2




                 G                            Em
Tsy izay miseho anio, no hoe hitsaranao

             C                                      D
Ka hamaritanao izay tsy maintsy ho avinao

             G                                        C 
Tsy taratry ny ampitso anie, izay mitranga anio

              D                               G
Ny Tomponao, no hifikiro mafy sy itokio.





Ref x2


© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083