Vadiko ianao (JIMMY HARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voatokan’ity andro anio ity
Anehoako aminao, io, hilazako aminao, io
Ny tena fitiavako qvravzuz anao (fitiavako anao) io eh
Natolotrao ahy, nomenao tsisy ahiahy
Ny aty fo sy fanahy_hy ! tononkira.serasera.org nampifandrahy_hy!
Ny anao sy ny ahy (Ny anao sy ny ahy)
Tiako, tianao, tiako, tena tianao,tiako
Eh!tianao io eh
Ny fiainako, hiainanao, hiainako wtvahmr ny fiainanao
Ahy sy anao szcblgm io eh
Ho alehako, ny lalanao no lalako
Ka izao, manaiky aho, ekenao izao voady izao
Fitia tsy ho lefy mandrakizay
Atolotro ho anao, io, omeko ho anao, io,
Satria, vadiko ianao ( vadiko ianao x2)
Vadiko ianao io eh ( vadiko ianao x4)

--------
Rohy:
Hevitra
hertnmamonjisoa
(
06/01/2019 20:05)
mahafinaritra be ka misaotra e!
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JIMMY HARISONVangy : 3250
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ninouche
Daty : 03/01/2019 12:53