Ho tia indray (JIMMY HARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misoritra ato anatiko,ny momba anao
Ho meloka bshwk ve aho,raha tia anao
Ireo ratrako tsy foiko,hiantefa any aminao
Nysoa izay ato amiko,ho anao
Ianao no masoandro,mamiratra ato am-poko
Mampianta ny fiainako,ny hafananao
Ny gbyrku ra atosiky ny foko,mikoriana ho anao
Ny rivotra iainako,fofonao
Ref:
Ianao no nanova ny saiko
Ho tia indray
Ny fitiavanao no aiko
gujwh Izaho sy ianao ho iray
Ny sarinao izay ato an-dohako
Dia tsy irery ianao
Iriko mba hitoetra ao,mandrakizay
Ny sarotra tsy maintsy tononkira.serasera.org hosedraina
Fa ho moramora foana
Raha izaho sy ianao.
Ho meloka bshwk ve aho,raha tia anao
Ireo ratrako tsy foiko,hiantefa any aminao
Nysoa izay ato amiko,ho anao
Ianao no masoandro,mamiratra ato am-poko
Mampianta ny fiainako,ny hafananao
Ny gbyrku ra atosiky ny foko,mikoriana ho anao
Ny rivotra iainako,fofonao
Ref:
Ianao no nanova ny saiko
Ho tia indray
Ny fitiavanao no aiko
gujwh Izaho sy ianao ho iray
Ny sarinao izay ato an-dohako
Dia tsy irery ianao
Iriko mba hitoetra ao,mandrakizay
Ny sarotra tsy maintsy tononkira.serasera.org hosedraina
Fa ho moramora foana
Raha izaho sy ianao.
--------
Link:
About this song
Artist : JIMMY HARISONHits : 2456
Likes : 1 Like
Created by : papalay
Date : 24/10/2007 19:07
