Vadiko ianao (JIMMY HARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voatokan’ity andro anio ity
Anehoako aminao, io, hilazako aminao, io
Ny tena fitiavako anao (fitiavako anao) io eh
Natolotrao ahy, nomenao tononkira.serasera.org tsisy ahiahy
Ny aty fo sy fanahy_hy ! nampifandrahy_hy!
Ny anao sy ny ahy kinvbyib (Ny anao sy ny ahy)
Tiako, tianao, tiako, tena tianao,tiako
Eh!tianao io eysabkgt eh
Ny fiainako, hiainanao, hiainako ajpimqfr ny fiainanao
Ahy sy anao io eh
Ho alehako, ny lalanao no lalako
Ka izao, manaiky aho, ekenao izao voady izao
Fitia tsy ho lefy mandrakizay
Atolotro ho anao, io, omeko ho anao, io,
Satria, vadiko ianao ( vadiko ianao x2)
Vadiko ianao io eh ( vadiko ianao x4)

--------
Lien:
Commentaires
hertnmamonjisoa
(
06/01/2019 20:05)
mahafinaritra be ka misaotra e!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JIMMY HARISONVisites : 3009
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ninouche
Date : 03/01/2019 12:53