tiako ianao (Jérôme Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza n’aiza ianao, hotsarovako
mandra-pialako eto eeijn an-tany.
N’aiza n’aiza tany, halehako
tsy hanadino anao ny foko!
Tiako iano, tononkira.serasera.org tiako ianao,mamiko
nefa ankehitriny, hifandao izao isika izao !
Ny lavitra anao, tsy tantiko :
Eny tiako ianao, kpjglh mandra-pahafatiko !
Izao tontolo izao, azo hodiavina avokoa
nefa mbola hahitako anao !
Tsy fantatro anefa ny ho avy sy cyreltuu ny ampitso
koa izao no vetsovetsoko ho anao :
Tiako ianao, tiako ianao,mamiko
nefaq ankehitriny, hifandao izao isika izao,
ny lavitra anao, tsy tantiko :
Eny tiako ianao, mandrapahafatiko !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jérôme RandriaVisites : 5051
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : oldine
Date : 04/06/2007 19:13