Iny olona iny (jean steel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iny olona iny no nanaitra ny fitiavako fmzk hpudij
tsy afaka ao an-tsaiko, tsy miala ato am-bavako
eny izy indrindra no nambabo sy nandratra
ilay fitia voatoro sy voatahiry tao an tratra
hajvtl
iny niriako ho tia raha notolorako fitia
miantso anao anie ity foko, manatòna ka avia
ho fenoiko fifaliana izany andronao rehetra
ho tafiako matokia ka ny aiko re no fetra
etsy ange henoy izao vetsoko izao, fa tononkira.serasera.org ho kaloiko ho anao
n'aiza n'aiza ianao mandre ny hirako,
dia tadidio fa soloko izy no sady hirako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : jean steelHits : 1233
Likes : 0 Like
Created by : tahinscoot
Date : 09/04/2019 11:18