Iny olona iny (jean steel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iny olona iny no nanaitra ny fitiavako                                       gxfjh                                                                          
tsy afaka ao btkyng an-tsaiko, tsy miala ato am-bavako
eny izy hophbb indrindra no nambabo sy nandratra
ilay fitia voatoro sy voatahiry tao an tratra
                  tononkira.serasera.org          
iny niriako ho tia raha notolorako fitia
miantso anao anie ity foko, manatòna ka avia
ho fenoiko fifaliana izany andronao rehetra
ho tafiako matokia ka ny aiko re no fetra
etsy ange henoy izao vetsoko izao, fa ho kaloiko ho anao
n'aiza n'aiza ianao mandre ny hirako,
dia tadidio fa soloko izy no sady hirako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : jean steel
Hits : 1339
Likes : 0 Like
Created by : tahinscoot
Date : 09/04/2019 11:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329