Iny olona iny (jean steel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iny olona iny no nanaitra ny fitiavako feza
tsy afaka ao an-tsaiko, tsy miala ato am-bavako
eny izy indrindra no nambabo sy nandratra
ilay fitia voatoro sy vfdja voatahiry tao an tratra
chrds
iny niriako ho tia raha notolorako fitia
miantso anao anie ity foko, manatòna ka avia
ho fenoiko fifaliana izany andronao rehetra
ho tafiako matokia ka ny aiko re no fetra
etsy ange henoy izao vetsoko izao, fa ho kaloiko ho anao
n'aiza n'aiza ianao mandre ny hirako,
dia tadidio fa soloko izy no sady tononkira.serasera.org hirako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : jean steelVisites : 1235
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahinscoot
Date : 09/04/2019 11:18