Hira ho anao (Jaky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho anao
Hihira ho anao kaiogbem foana,
Mandra-pilentiky ny masoandro !
Hihira ho anao,
Hihira ho anao tononkira.serasera.org foana,
Mandra-pilentiky ny
Masoandro avy raoj eo andrefana.

Masoko mijery anao
Handeha,
Tsy mijanona satria…
Masoko mijery anao
Handeha
Tsy kcrqlb mijanona fa tia.
Mipitrapitra tsy miteny eo aho
Mipitrapitra tsy miteny eo aho,
Mafy reh’fa tia,
Mafy reh’fa tia.

--------
Rohy:
Hevitra
Ravenqueen ( 27/11/2025 05:11)
Salut.Hasimbola .tena miangavy raha Manana audio ianao .mba omeo aho azafady .Mankasitraka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaky
Vangy : 3263
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 22/04/2003 11:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281