Hira ho anao (Jaky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira tononkira.serasera.org ho anao
Hihira ho anao foana,
Mandra-pilentiky ny masoandro !
Hihira hixk ho anao,
Hihira ho anao foana,
Mandra-pilentiky ny
Masoandro avy eo andrefana.
Masoko mijery anao
Handeha,
Tsy mijanona szavtjfs satria…
Masoko mijery anao
Handeha
Tsy mijanona fa tia.
Mipitrapitra tsy miteny eo shengwkl aho
Mipitrapitra tsy miteny eo aho,
Mafy reh’fa tia,
Mafy reh’fa tia.
Hihira ho anao foana,
Mandra-pilentiky ny masoandro !
Hihira hixk ho anao,
Hihira ho anao foana,
Mandra-pilentiky ny
Masoandro avy eo andrefana.
Masoko mijery anao
Handeha,
Tsy mijanona szavtjfs satria…
Masoko mijery anao
Handeha
Tsy mijanona fa tia.
Mipitrapitra tsy miteny eo shengwkl aho
Mipitrapitra tsy miteny eo aho,
Mafy reh’fa tia,
Mafy reh’fa tia.
--------
Link:
Comments
Ravenqueen
(
27/11/2025 05:11)
Salut.Hasimbola .tena miangavy raha Manana audio ianao .mba omeo aho azafady .Mankasitraka
