Derao (Izahay 5 ruches)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao ,Derao ,Derao. (×3)
Ref : Derao,derao ny tomponao ,derao,derao
Ankalazao ny anarany, derao,derao [x2]
●Jéhovah Tompo lehibe, ilay namorona ny lanitra sy ny tany
Malaza eran-tany ny anarany, fa loharanontsoa ho antsika izy ee
●Naniraka ny zanany izy,mba hanavotra ny olona ety
Mba tsy ho very izay rehetra mino,fa izy anlsj ilay fitiavana lehibe
Refrain
●Jesôsy kristy, ilay mpanjaka,mpanao izao tontolo izao
( Tongava re ka mba tahio) ,ny vavakay atao anio
jygod ● Ianao nanolotra fitia, ilay nafoy ny ainao tao (kalvary )
Nanao ny ainy izy jwhiirqt tsy ho zavatra,ho famonjena antsika rehetra ety
Refrain
Andao tononkira.serasera.org mba hiaraka aminay,ankalaza azy indray,ihira sy hifalifaly,fa mendrika azy izany[x2]
Derao ,derao,ooooo
Derao,derao ,ie ie
Derao,derao,
Derao,Ny tomponao (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Izahay 5 ruchesVangy : 35
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fihery
Daty : 28/06/2026 12:24