Derao (Izahay 5 ruches)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao ,Derao ,Derao. (×3)
Ref : Derao,derao ny tomponao ,derao,derao
tononkira.serasera.org Ankalazao ny anarany, derao,derao [x2]
●Jéhovah Tompo lehibe, ilay namorona ny lanitra sy ny tany
Malaza eran-tany ny anarany, fa loharanontsoa ho antsika izy ee
●Naniraka ny zanany izy,mba hanavotra ny olona ety
Mba tsy ho very izay rehetra mino,fa izy ilay fitiavana lehibe
Refrain
●Jesôsy kristy, ilay mpanjaka,mpanao izao tontolo izao
( Tongava re ka aidblf mba tahio) ,ny vavakay atao anio
● Ianao nanolotra fitia, ilay nafoy ny vzivmeti ainao tao (kalvary )
Nanao ny ainy izy tsy ho zavatra,ho famonjena antsika zqwkmsdx rehetra ety
Refrain
Andao mba hiaraka aminay,ankalaza azy indray,ihira sy hifalifaly,fa mendrika azy izany[x2]
Derao ,derao,ooooo
Derao,derao ,ie ie
Derao,derao,
Derao,Ny tomponao (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Izahay 5 ruchesHits : 37
Likes : 1 Like
Created by : Fihery
Date : 28/06/2026 12:24