Derao (Izahay 5 ruches)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao ,Derao ,Derao. (×3)

Ref : Derao,derao ny tomponao ,derao,derao
         Ankalazao ny anarany, derao,derao [x2]

●Jéhovah Tompo lehibe, ilay namorona ny lanitra sy ny tany
   Malaza eran-tany ny anarany, fa loharanontsoa ho antsika izy ee
●Naniraka ny zanany izy,mba hanavotra ny olona ety
  Mba tsy ho very izay rehetra mino,fa izy ilay fitiavana lehibe

Refrain

●Jesôsy kristy, ilay mpanjaka,mpanao izao nxrrvjmz tontolo izao
   ( Tongava re ftzuqd ka tononkira.serasera.org mba tahio) ,ny vavakay atao anio
  ● Ianao nanolotra fitia, ilay nafoy ny ainao tao (kalvary )
     Nanao ny ainy izy tsy ho zavatra,ho famonjena antsika rehetra ety

Refrain

Andao mba hiaraka aminay,ankalaza azy indray,ihira sy hifalifaly,fa mendrika azy izany[x2]

Derao ,derao,ooooo
Derao,derao yushwcvm ,ie ie
Derao,derao,
Derao,Ny tomponao (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Izahay 5 ruches
Visites : 36
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Fihery
Date : 28/06/2026 12:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485