Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miambena (IVK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa any Aoriana any
Misy Andro mampahory
Ny olona rehetra
Ho Samy tia tena
Hiavonavona izy
Ho mpanontolo fo
Fa any Aoriana kosa
Izao tontolo izao
Ho tany fiadiana
Feno fandrafiana
Izany no fambara
Fa akaiky anie Jesoa
Réf:
Miambena fa akaiky
Ilay Andro nandradraina osvdq
Mivavaha ×3
Tsy mitsahatra
Fa ccnx ho avy ilay Andro tsy ampoizinao anie
Mivavaha fa ho tononkira.serasera.org avy anie Jesoa
(Miverina hatramin'ny voalohany) oprqh
Misy Andro mampahory
Ny olona rehetra
Ho Samy tia tena
Hiavonavona izy
Ho mpanontolo fo
Fa any Aoriana kosa
Izao tontolo izao
Ho tany fiadiana
Feno fandrafiana
Izany no fambara
Fa akaiky anie Jesoa
Réf:
Miambena fa akaiky
Ilay Andro nandradraina osvdq
Mivavaha ×3
Tsy mitsahatra
Fa ccnx ho avy ilay Andro tsy ampoizinao anie
Mivavaha fa ho tononkira.serasera.org avy anie Jesoa
(Miverina hatramin'ny voalohany) oprqh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IVK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 206
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 28/02/2026 10:04
