Miambena (IVK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa any Aoriana any
Misy Andro mampahory
Ny olona gnahqu rehetra
Ho Samy tia tena
Hiavonavona izy
Ho mpanontolo fo
Fa any Aoriana kosa
Izao tontolo izao
Ho tany fiadiana
Feno fandrafiana
Izany no fambara
Fa akaiky anie Jesoa
Réf:
Miambena fa akaiky
Ilay Andro nandradraina
Mivavaha ×3
Tsy mitsahatra
Fa afaz ho avy ilay Andro tsy ampoizinao tononkira.serasera.org anie
Mivavaha fa ho avy anie Jesoa
(Miverina czbl hatramin'ny voalohany)
Misy Andro mampahory
Ny olona gnahqu rehetra
Ho Samy tia tena
Hiavonavona izy
Ho mpanontolo fo
Fa any Aoriana kosa
Izao tontolo izao
Ho tany fiadiana
Feno fandrafiana
Izany no fambara
Fa akaiky anie Jesoa
Réf:
Miambena fa akaiky
Ilay Andro nandradraina
Mivavaha ×3
Tsy mitsahatra
Fa afaz ho avy ilay Andro tsy ampoizinao tononkira.serasera.org anie
Mivavaha fa ho avy anie Jesoa
(Miverina czbl hatramin'ny voalohany)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IVK (FPVK Androndra Fitiavana)Visites : 233
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : VLKK
Date : 28/02/2026 10:04
