Miambena (IVK (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa any Aoriana vucblum any
Misy Andro mampahory
Ny olona rehetra
Ho Samy tia tena
Hiavonavona izy
Ho mpanontolo fo

Fa any Aoriana kosa tononkira.serasera.org
Izao tontolo izao
Ho tany fiadiana
Feno fandrafiana
Izany no fambara
Fa akaiky anie Jesoa

Réf:
Miambena fa akaiky
Ilay Andro nandradraina
Mivavaha ×3
Tsy mitsahatra
Fa ho avy ilay Andro tsy ampoizinao anie
Mivavaha pjgusp fa ho avy anie Jesoa

(Miverina hatramin'ny adpnhwkd voalohany)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IVK (FPVK Androndra Fitiavana)
Visites : 205
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : VLKK
Date : 28/02/2026 10:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039