farao (Iray ny roa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa ihany aho fa sahy
Namboraka taminao ny fitiavako
Raha tsy zany ianao tononkira.serasera.org dia tsy ho ahy
Sy tsy rywk mba notantanako
Tonga dia nifandray e!
Ny fontsika ka niaradroa
Mitambeerin andoha ireo tsiahy e!
Ny andro nahafantarako anao voaloha
ref:
Tia aho taloha o o
Dia mbola vonona hitia ihany e!
Rehefa kkqza iray oa ny roa o o
Dia zay no sambatra indrindra eto an-tany e!
Fony irery aho dia nanonofy anao
Nanantena aho ka indro tonga ianao
Tamin reny aho efa nahatoky anao
Tsapanao ny pspm tsapako
Namboraka taminao ny fitiavako
Raha tsy zany ianao tononkira.serasera.org dia tsy ho ahy
Sy tsy rywk mba notantanako
Tonga dia nifandray e!
Ny fontsika ka niaradroa
Mitambeerin andoha ireo tsiahy e!
Ny andro nahafantarako anao voaloha
ref:
Tia aho taloha o o
Dia mbola vonona hitia ihany e!
Rehefa kkqza iray oa ny roa o o
Dia zay no sambatra indrindra eto an-tany e!
Fony irery aho dia nanonofy anao
Nanantena aho ka indro tonga ianao
Tamin reny aho efa nahatoky anao
Tsapanao ny pspm tsapako
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Iray ny roaVangy : 586
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : DADIFINARITRA
Daty : 22/03/2026 07:11
