farao (Iray ny roa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa tononkira.serasera.org ihany aho fa sahy
Namboraka taminao ny fitiavako
Raha tsy zany ianao dia tsy ho ahy
Sy tsy mba notantanako
Tonga rzqycyuu dia nifandray e!
Ny fontsika ka niaradroa
Mitambeerin andoha ireo tsiahy e!
Ny andro nahafantarako anao voaloha
ref:
Tia aho taloha o o
Dia jpefzfn mbola vonona hitia ihany e!
Rehefa iray oa ny roa o o
Dia zay no sambatra indrindra eto an-tany e!
Fony irery aho dia nanonofy anao
Nanantena aho ka indro ucuadiqu tonga ianao
Tamin reny aho efa nahatoky anao
Tsapanao ny tsapako
Namboraka taminao ny fitiavako
Raha tsy zany ianao dia tsy ho ahy
Sy tsy mba notantanako
Tonga rzqycyuu dia nifandray e!
Ny fontsika ka niaradroa
Mitambeerin andoha ireo tsiahy e!
Ny andro nahafantarako anao voaloha
ref:
Tia aho taloha o o
Dia jpefzfn mbola vonona hitia ihany e!
Rehefa iray oa ny roa o o
Dia zay no sambatra indrindra eto an-tany e!
Fony irery aho dia nanonofy anao
Nanantena aho ka indro ucuadiqu tonga ianao
Tamin reny aho efa nahatoky anao
Tsapanao ny tsapako
--------
Link:
About this song
Artist : Iray ny roaHits : 586
Likes : 1 Like
Created by : DADIFINARITRA
Date : 22/03/2026 07:11
