farao (Iray ny roa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa ihany aho fa sahy
Namboraka taminao ny fitiavako
Raha tsy zany ianao dia tsy ho ahy
Sy tsy mba notantanako
Tonga dia nifandray e!
Ny fontsika ka niaradroa
Mitambeerin andoha ireo tsiahy e!
Ny andro nahafantarako anao voaloha
ref:
Tia aho taloha o o
Dia mbola vonona hitia kbhg ihany e!
Rehefa iray oa ny roa o o
Dia zay no sambatra indrindra eto an-tany e!
Fony jnwngat irery aho dia nanonofy anao
Nanantena aho ka indro tonga ianao
Tamin tononkira.serasera.org reny aho efa rbgnw nahatoky anao
Tsapanao ny tsapako
Namboraka taminao ny fitiavako
Raha tsy zany ianao dia tsy ho ahy
Sy tsy mba notantanako
Tonga dia nifandray e!
Ny fontsika ka niaradroa
Mitambeerin andoha ireo tsiahy e!
Ny andro nahafantarako anao voaloha
ref:
Tia aho taloha o o
Dia mbola vonona hitia kbhg ihany e!
Rehefa iray oa ny roa o o
Dia zay no sambatra indrindra eto an-tany e!
Fony jnwngat irery aho dia nanonofy anao
Nanantena aho ka indro tonga ianao
Tamin tononkira.serasera.org reny aho efa rbgnw nahatoky anao
Tsapanao ny tsapako
--------
Lien:
A propos
Artiste : Iray ny roaVisites : 585
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : DADIFINARITRA
Date : 22/03/2026 07:11
