Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hody aho (Iray Fo Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivezivezy teny aho eh ! jeas
mba hitady izay mahasoa
fahoriana no hitako pnli e ! fijaliana no niainanko e !
ka hody aho hody aho raiko ô
Ref: Hiverina aminao aho tompo ô
Raiso ka aza lavina
Hiverina aminao aho raiko ô
trotraky ny ota izay natao
Niseho nahavita tena aho eh !
ka niala taminao
nefa jeuvbqo tsy lasa lavitra e ! tsy ela dia efa potraka e !
ka hody aho hody aho raiko ô
Niseho be fahalalàna aho eh !
ka tsy nihaino anao tononkira.serasera.org
nefa ankehitriny aho e ! dia latsain'ny nenina e !
ka hody aho hody aho raiko ô
Inty tamy aho raiko malala ô raiso ny tanako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Iray Fo MideraVangy : 466
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FahazavanaHoavy
Daty : 05/08/2024 17:04