Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hody aho (Iray Fo Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nivezivezy teny aho eh !
mba hitady izay mahasoa
fahoriana no hitako e zokiihnh ! fijaliana no niainanko e !
ka hody aho hody aho raiko ô
Ref: Hiverina aminao aho tompo ô
Raiso ka aza lavina
Hiverina aminao aho raiko ô
trotraky ny ota izay natao
Niseho nahavita tena aho eh ehqgywt !
ka niala taminao
nefa tsy lasa lavitra e ! tsy ela dia efa potraka e !
ka hody aho hody aho raiko ô
Niseho be fahalalàna aho eh !
ka tsy nihaino anao
nefa ankehitriny aho e ! hlluwz dia latsain'ny nenina e !
ka hody aho hody aho raiko ô
Inty tamy aho raiko malala ô raiso ny tanako. tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Iray Fo MideraVisites : 501
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FahazavanaHoavy
Date : 05/08/2024 17:04