LEHIBE JEHOVAH (IRAFIA FJKM Ambohibao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wghmld Andriamanitra oh, Andriamanitra oh
Tiako lotra n'y midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza ny Anaranao
LEHIBE, LEHIBE JEHOVAH ka tokony ho deraina qnsvgg indrindra

Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola tpgeos miaina koa
Tsy MBA misy ny tahaka Anao
Fa tononkira.serasera.org Mpanjakan'ny mpanjaka Ianao
Amen,amen,amen

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao
Vangy : 811
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HoliarisoaH
Daty : 05/04/2023 16:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443