LEHIBE JEHOVAH (IRAFIA FJKM Ambohibao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
elvl vebwzucs Andriamanitra oh, Andriamanitra oh
Tiako lotra n'y midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza yhtym tononkira.serasera.org ny Anaranao
LEHIBE, LEHIBE JEHOVAH ka tokony ho deraina indrindra
Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy MBA misy ny tahaka Anao
Fa Mpanjakan'ny mpanjaka Ianao
Amen,amen,amen
Tiako lotra n'y midera Anao
Ny fanahiko no hihira sy hankalaza yhtym tononkira.serasera.org ny Anaranao
LEHIBE, LEHIBE JEHOVAH ka tokony ho deraina indrindra
Fa tsara ny midera Anao
Raha mbola miaina koa
Tsy MBA misy ny tahaka Anao
Fa Mpanjakan'ny mpanjaka Ianao
Amen,amen,amen
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : IRAFIA FJKM AmbohibaoVisites : 810
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HoliarisoaH
Date : 05/04/2023 16:10
