VONONA (IRAFIA FJKM Ambohibao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry Tompo inty aho iraho fa vonona hanao ny asanao
Ny andriko rehetra tsy asiako ferra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao
Kanefa nantsoinao
Raiso irzbwz ry Tompo MBA ho mpanompo
Tena vonon-kandroso
Réf: Vonona MBA ho tanteraka
Amin'ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao tononkira.serasera.org manomboka izao
Vonona ny ho miaramilaNao
Raha sendra ny fakam-panahy
Ity aho ry Tompo handroso
Ka tsy ho kivy tsy Hanana ahiahy
F'Ianao mitoetra ao am-po
Ny rehetrako,ny ho aviko ho fiainam-baovao eo oscabes an-tananao
Ankehitriny manolo-tena hanao ny vjqjacu asam-pamonjena
Ny andriko rehetra tsy asiako ferra
Hafoiko ho Anao manontolo
Tsy mendrika ny hanonona ny Anaranao
Kanefa nantsoinao
Raiso irzbwz ry Tompo MBA ho mpanompo
Tena vonon-kandroso
Réf: Vonona MBA ho tanteraka
Amin'ny asa atao rehetra
Fiainam-baovao tononkira.serasera.org manomboka izao
Vonona ny ho miaramilaNao
Raha sendra ny fakam-panahy
Ity aho ry Tompo handroso
Ka tsy ho kivy tsy Hanana ahiahy
F'Ianao mitoetra ao am-po
Ny rehetrako,ny ho aviko ho fiainam-baovao eo oscabes an-tananao
Ankehitriny manolo-tena hanao ny vjqjacu asam-pamonjena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM AmbohibaoVangy : 645
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HoliarisoaH
Daty : 05/04/2023 15:53
