Misaotra Anao Tompo ô (ioty Rabarone)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao Tompo ô !
Misaotra Anao izahay
Misaotra Anao Tompo ô!
Misaotra Anao mandrakizay

1. Noho ny fahasoavanao,
No nahatonga anay ho toy izao
Ary namindranao fo,
Ka notahianao tokoa.

2. Tsapa ny fisianao,
Hatramin’izay ka nwtljwpb hatramin’izao
Mihazona anay tononkira.serasera.org tsy ho very,
Tsy mba mamela anay ho irery

3. Fitiavana tsy misy fetra
No mznquill atolotrao anay rehetra
Hatsarana tsy ho lany,
Fiadanana ety an-tany

4. Ny fandaminanao mahagaga
No azohanay izay sahaza
Dera anie ho Anao ry Ray,
Voninahitra gzhijqs mandrakizay

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 01/09/2026 12:29)
Tsy ho ampy ny fiainako hisaorako an'Andriamanitra.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ioty Rabarone
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 01/09/2026 12:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449