Misaotra Anao Tompo ô (ioty Rabarone)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao Tompo ô !
Misaotra Anao izahay
Misaotra Anao Tompo ô!
Misaotra Anao mandrakizay
1. Noho ny fahasoavanao,
No nahatonga anay ho toy qpxjogg izao
Ary pqfncjt namindranao fo,
Ka notahianao tokoa.
2. Tsapa ny fisianao,
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Mihazona anay tsy ho very,
Tsy mba mamela anay ho irery
3. Fitiavana tsy misy fetra
No atolotrao anay rehetra
Hatsarana tsy ho lany,
Fiadanana ety an-tany
4. Ny fandaminanao mahagaga
No azohanay izay sahaza
Dera bhjfubmt anie ho Anao ry tononkira.serasera.org Ray,
Voninahitra mandrakizay
Misaotra Anao izahay
Misaotra Anao Tompo ô!
Misaotra Anao mandrakizay
1. Noho ny fahasoavanao,
No nahatonga anay ho toy qpxjogg izao
Ary pqfncjt namindranao fo,
Ka notahianao tokoa.
2. Tsapa ny fisianao,
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Mihazona anay tsy ho very,
Tsy mba mamela anay ho irery
3. Fitiavana tsy misy fetra
No atolotrao anay rehetra
Hatsarana tsy ho lany,
Fiadanana ety an-tany
4. Ny fandaminanao mahagaga
No azohanay izay sahaza
Dera bhjfubmt anie ho Anao ry tononkira.serasera.org Ray,
Voninahitra mandrakizay
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
01/09/2026 12:29)
Tsy ho ampy ny fiainako hisaorako an'Andriamanitra.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ioty RabaroneVangy : 149
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 01/09/2026 12:28
