Misaotra Anao Tompo ô (ioty Rabarone)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao Tompo ô !
Misaotra Anao izahay
Misaotra Anao Tompo ô!
Misaotra Anao hjcpliec mandrakizay

1. Noho ny fahasoavanao,
No nahatonga anay ho toy izao
Ary namindranao fo,
Ka notahianao tokoa.

2. Tsapa ny fisianao,
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Mihazona anay tsy ho very,
Tsy mba mamela anay ho tdcr irery

3. Fitiavana tsy misy fetra
No atolotrao anay rehetra
Hatsarana tsy ho lany,
Fiadanana liqp ety an-tany

4. Ny fandaminanao mahagaga
No azohanay izay sahaza
Dera anie ho Anao ry Ray, tononkira.serasera.org
Voninahitra mandrakizay

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 01/09/2026 12:29)
Tsy ho ampy ny fiainako hisaorako an'Andriamanitra.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ioty Rabarone
Visites : 147
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 01/09/2026 12:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036