Tsotra (Inah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsotra aminao tokoa
Ny miteny hoe
Aleo faranana ny antsika
Tsotra aminao tokoa
Satria ianao tsy tena tia
Mba azonao an-tsaina ve ny ratram-poko?
Sa tianao ny itomaniako sy italahoako?
Eny hiandry, hiandry anao aho satria
Sao iverina ihany, ianao ety
Misy ve ny indrafonao
Sa dia efa vato no mitempo ao
Tsisy anie ny ratsy psxmvua nifanaovana
Ka nahoana aho no ilaozanao
Mba azonao an-tsaina ve, ny ratram-poko?
Sa tianao ny itomaniako, sy italahoako
Eny hiandry, hiandry anao aho satria
Sao iverina ihany, ianao ety
Misy ve ny indrafonao?
Sa dia yhstfqn efa vato no mitempo ao?
Tsisy anie ny ratsy nifanaovana
Ka nahoana aho no ilaozanao
Tsotra tononkira.serasera.org aminao tokoa ny miteny hoe
Aleo mtbfcjm faranana ny antsika!
Ny miteny hoe
Aleo faranana ny antsika
Tsotra aminao tokoa
Satria ianao tsy tena tia
Mba azonao an-tsaina ve ny ratram-poko?
Sa tianao ny itomaniako sy italahoako?
Eny hiandry, hiandry anao aho satria
Sao iverina ihany, ianao ety
Misy ve ny indrafonao
Sa dia efa vato no mitempo ao
Tsisy anie ny ratsy psxmvua nifanaovana
Ka nahoana aho no ilaozanao
Mba azonao an-tsaina ve, ny ratram-poko?
Sa tianao ny itomaniako, sy italahoako
Eny hiandry, hiandry anao aho satria
Sao iverina ihany, ianao ety
Misy ve ny indrafonao?
Sa dia yhstfqn efa vato no mitempo ao?
Tsisy anie ny ratsy nifanaovana
Ka nahoana aho no ilaozanao
Tsotra tononkira.serasera.org aminao tokoa ny miteny hoe
Aleo mtbfcjm faranana ny antsika!
--------
Rohy:
