Tsotra (Inah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsotra aminao tokoa
Ny miteny hoe
Aleo faranana ny antsika
Tsotra crbk aminao tokoa
Satria ianao tsy tena tia
Mba azonao an-tsaina ve ny ratram-poko?
Sa tianao aagc ny itomaniako sy italahoako?
Eny hiandry, hiandry anao aho satria
Sao iverina bnocmx ihany, ianao ety
Misy ve ny indrafonao
Sa dia efa vato no mitempo ao
Tsisy anie ny ratsy nifanaovana
Ka nahoana aho no ilaozanao
Mba azonao an-tsaina ve, ny ratram-poko?
Sa tianao ny itomaniako, sy italahoako
Eny tononkira.serasera.org hiandry, hiandry anao aho satria
Sao iverina ihany, ianao ety
Misy ve ny indrafonao?
Sa dia efa vato no mitempo ao?
Tsisy anie ny ratsy nifanaovana
Ka nahoana aho no ilaozanao
Tsotra aminao tokoa ny miteny hoe
Aleo faranana ny antsika!
Ny miteny hoe
Aleo faranana ny antsika
Tsotra crbk aminao tokoa
Satria ianao tsy tena tia
Mba azonao an-tsaina ve ny ratram-poko?
Sa tianao aagc ny itomaniako sy italahoako?
Eny hiandry, hiandry anao aho satria
Sao iverina bnocmx ihany, ianao ety
Misy ve ny indrafonao
Sa dia efa vato no mitempo ao
Tsisy anie ny ratsy nifanaovana
Ka nahoana aho no ilaozanao
Mba azonao an-tsaina ve, ny ratram-poko?
Sa tianao ny itomaniako, sy italahoako
Eny tononkira.serasera.org hiandry, hiandry anao aho satria
Sao iverina ihany, ianao ety
Misy ve ny indrafonao?
Sa dia efa vato no mitempo ao?
Tsisy anie ny ratsy nifanaovana
Ka nahoana aho no ilaozanao
Tsotra aminao tokoa ny miteny hoe
Aleo faranana ny antsika!
--------
Link:
