AMPANGINO (Imprimerie ADVENTISTE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampangino ny izahoko ry Tompo ô !
Ampangino hihainoako ny feonao
Fa manelingelina ny hidiranao viegj ato am-po
Oh ! Ampangino tanteraka Tompo.
Ref :
Ianao izay neken'ny rivotra Jeso
Ianao neken'ny ranomasina
Ianao mibaiko ny afo
Oh ! Ampangino ny izahoko.
Raha mila te ho sosotra ilay izahoko
Dia tononkira.serasera.org teneno moramora re Tompo ô !
Mba hitandro voninahitra ho Anao irery re
Fa fihavanana no sitrakao.
Raha mila te hirehareha aho Tompo ô !
Te hanindraindra ireo talenta nomenao
Ampangino ampangino ny izaho ato am-po
Fa tsinontsinona aho re Tompo.
Raha tia fanakianana aho Tompo ô !
Fanakianana vtxxqcte tsy mba mamokatra ho Anao
Ampangino aza avelanao hiteniteny re
F'izaho koa tsy nahavita be.
Raha levona tanteraka ny izahoko
Ka tsy izaho intsony re no velona ato am-po
Dia ny herinao anie hanosika ahy hankato
Oh vjmgx tanteraho izay sitrakao Tompo !!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Imprimerie ADVENTISTEVangy : 1744
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : yann.mamy
Daty : 08/05/2014 20:32