AMPANGINO (Imprimerie ADVENTISTE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampangino czqkrni ny izahoko ry Tompo ô anzkr !
Ampangino hihainoako ny feonao
Fa manelingelina ny hidiranao ato am-po
Oh ! Ampangino tanteraka Tompo.

Ref :
Ianao izay neken'ny rivotra Jeso
Ianao neken'ny ranomasina
Ianao mibaiko ny tononkira.serasera.org afo
Oh ! Ampangino ny izahoko.

Raha mila te ho sosotra ilay izahoko
Dia teneno moramora re Tompo ô !
Mba hitandro voninahitra ho Anao irery re
Fa fihavanana no sitrakao.

Raha mila te hirehareha aho Tompo ô !
Te hanindraindra ireo talenta nomenao
Ampangino ampangino ny izaho ato am-po
Fa tsinontsinona aho re Tompo.

Raha tia fanakianana aho Tompo ô !
Fanakianana tsy mba mamokatra ho Anao
Ampangino aza avelanao hiteniteny re
F'izaho koa tsy nahavita be.

Raha levona tanteraka ny pzfevyh izahoko
Ka tsy izaho intsony re no velona ato am-po
Dia ny herinao anie hanosika ahy hankato
Oh tanteraho izay sitrakao Tompo !!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Imprimerie ADVENTISTE
Hits : 1655
Likes : 0 Like
Created by : yann.mamy
Date : 08/05/2014 20:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3539