Ampy ahy Jeso (Imprimerie ADVENTISTE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
etjqixjo Fiv : Raha mbola velona aho ka miaina ety,
Ampy ahy Jeso, ampy ahy Jeso
Izay no hany faniriako Tompo ô,
Ny hirakitra am-poko f’ampy ahy Jeso
Andrandraiko anio ny maso hifantoka Aminao
Tsy hijery akory izany ady hanafotr’ahy
Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô
Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso zqmbkex
Tano mafy aho mba hifikitra Aminao
Tsy ahoako izay ho valifatin’ny tsy tia
Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô
Ampy ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso
Na ho jamba aza ireo masoko ireo
Ka esorina amiko ny tononkira.serasera.org aina sy ny feo
Ny hany hitalahoako sy hangatahiko Aminao ô
Ampy blvjyno ahy Jeso, ô ampy ahy Jeso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Imprimerie ADVENTISTEVangy : 26083
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : Rajaona
Daty : 26/01/2004 10:30