Ray ô ! (Iandry Mario)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Ray ô ! Mangataka famelana aminao
Fa tiako ilay ho anilanao tsy ho ela
Iriako ny swvo hanaraka anao, eny
Satria mamiko ianao
Bridge :
Izaho mino anao, mankato anao
Amin'ny fotoana tsy voafetra
Ny androany, ny ampitso efa voasorany
Izay atao rehetra
Refrain :
Ianao ilay Ray, no afaka hitsinjo ahy
N'aiza n'aiza misy ahy, izy eo foana
Ianao lqznfkjq irery pbuiyi ihany, tononkira.serasera.org no afaka hitsimbina ahy
Hitantana ahy, hiaro ahy
Manoro làlana
...
Couplet 2 :
Ray ô ! Omeo ilay famindram-ponao
Ity zanakao, fa hitoetra
Mamelà amin'ny ratsy izay vitanay
Ianao irery ihany, no afaka hamonjy ahy
IANDRY MARIO.
Janvier 2016
Ray ô ! Mangataka famelana aminao
Fa tiako ilay ho anilanao tsy ho ela
Iriako ny swvo hanaraka anao, eny
Satria mamiko ianao
Bridge :
Izaho mino anao, mankato anao
Amin'ny fotoana tsy voafetra
Ny androany, ny ampitso efa voasorany
Izay atao rehetra
Refrain :
Ianao ilay Ray, no afaka hitsinjo ahy
N'aiza n'aiza misy ahy, izy eo foana
Ianao lqznfkjq irery pbuiyi ihany, tononkira.serasera.org no afaka hitsimbina ahy
Hitantana ahy, hiaro ahy
Manoro làlana
...
Couplet 2 :
Ray ô ! Omeo ilay famindram-ponao
Ity zanakao, fa hitoetra
Mamelà amin'ny ratsy izay vitanay
Ianao irery ihany, no afaka hamonjy ahy
IANDRY MARIO.
Janvier 2016
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Iandry MarioVangy : 1827
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 26/07/2016 16:01
