Tiako ianao Jesosy ! (Iandry Mario)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain : Tiako ianao Jesosy ! (tiako ianao!)
Teo anilako foana ianao no njutks nahatonga ahy ho mpandresy
Na satana aza miala maina, nandalo izy fa resy
Mpanjakan'ny mpanjaka, mahery izy ka mahery
Izy ilay tompon'ny aina, tsy manavaka fa sefu miantso anao
Manirery ianao raha hisaraka aminy ka very
Aza misalasala tongava sao dia irery
Atolory goss azy ny fonao, izy hamonjy anao
Izy no handray anao, mi-salut anao aho Jesoa ô!
Refrain...
Natolony anao ny ainy ho fanavotana antsika
Ho fanalàna ny fahotana izay nataontsika
Ndao hiara-handray ny fahasoavan'ny Tompo
Izy no tena assuré, hanavotra anao amin'ny fiainana e!
Ambony ny tànana a, ambony ny tànana a!
Ambonimbony ny tànana a, ambonimbony ny tànana a!
Andao isika hiara-hitehaka a, andao isika hiara-hitehaka a!
Tehaka, tehaka, tehaka a !
Tehaka ho an'i Jesosy !
IANDRY MARIO.
Mars 2016 tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Iandry MarioHits : 2457
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 26/07/2016 16:01