Ray ô ! (Iandry Mario)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Ray ô ! Mangataka famelana aminao
Fa tiako ilay ho anilanao tsy ho ela
Iriako ny hanaraka anao, eny
Satria mamiko ianao
Bridge :
Izaho mino anao, mankato anao
Amin'ny fotoana tsy voafetra
Ny androany, ny tononkira.serasera.org ampitso efa voasorany
Izay atao vmbzlc rehetra
Refrain :
Ianao ilay Ray, no afaka hitsinjo ahy
N'aiza n'aiza misy kvnxegu ahy, izy eo foana
Ianao irery nlqmvxcl ihany, no afaka hitsimbina ahy
Hitantana ahy, hiaro ahy
Manoro làlana
...
Couplet 2 :
Ray ô ! Omeo ilay famindram-ponao
Ity zanakao, fa hitoetra
Mamelà amin'ny ratsy izay vitanay
Ianao irery ihany, no afaka hamonjy ahy

IANDRY MARIO.
Janvier 2016

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Iandry Mario
Hits : 1949
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 26/07/2016 16:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4038