Mitady anao (hiraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marary indray ny aina mieritreritra anao
Tsy mandry koa ny saina
Izay tononkira.serasera.org rehetra misy ahy dia tiako hisy anao
Dia ho foana ireo taraina
Bridge : F’efa zatra anao loatra ny fo
F’efa zatra ny misy anao koa
Refrain : Aza avela irery aho na ho lavitra anao
‘Ty fo manirery sy mitady anao
ucpjkp xswqbxe F’ianao ilay masoandro manome hafanana
Any aminao koa ilay hazavana
kzwmb Izay mamiratra ho ahy
Iriko ho mandrakizay
Rehefa tsy eo ianao to maizina avokoa
Ny tontolo androko
N’inon’inona atao tsy mety fa Ianao
No ao an-dohako ao
Chorus : N’inon’inona hiseho ihany koa
Izaho tsy mba hanary anao
Fa ianao ilay tokan’ny fo
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Zavatra iray, mba holazaiko
Sy izay masaka ao an-doha
Foiko ho anao ny takatry ny aiko
Sy izay vokatry ny fo
A/C Manitra RABARISOA
Tsy mandry koa ny saina
Izay tononkira.serasera.org rehetra misy ahy dia tiako hisy anao
Dia ho foana ireo taraina
Bridge : F’efa zatra anao loatra ny fo
F’efa zatra ny misy anao koa
Refrain : Aza avela irery aho na ho lavitra anao
‘Ty fo manirery sy mitady anao
ucpjkp xswqbxe F’ianao ilay masoandro manome hafanana
Any aminao koa ilay hazavana
kzwmb Izay mamiratra ho ahy
Iriko ho mandrakizay
Rehefa tsy eo ianao to maizina avokoa
Ny tontolo androko
N’inon’inona atao tsy mety fa Ianao
No ao an-dohako ao
Chorus : N’inon’inona hiseho ihany koa
Izaho tsy mba hanary anao
Fa ianao ilay tokan’ny fo
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Zavatra iray, mba holazaiko
Sy izay masaka ao an-doha
Foiko ho anao ny takatry ny aiko
Sy izay vokatry ny fo
A/C Manitra RABARISOA
--------
Lien:
