Ho iray (hiraina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandinika rczhe aho dia nahatsapa koa
Fa puxqkqcs ilay fitia dia tsy gibiqoyj hiova intsony
Efa resy lahatra koa ny fo
Efa lasanao ny fiainako

Bridge : Fotoana tsy ho adinoko ilay andro iray
Ilay nitantana anao teo anilanao indray
Ref : tononkira.serasera.org Natambatra ho iray ilay fo hitempo hatrany
Na tsy hiodina ny tany ianao irery ihany
Natao ao an-doha tsy ho afaka ao am-po
F’efa tafaray isika roa

Indraindray raha irery iny aho
Dia mitamberina ao an-tsaiko ao
Ilay andro iray izay niaonantsika
Tamin’io ireo fo no nifankahita

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : hiraina
Visites : 4516
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herty
Date : 26/12/2016 15:02
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.193