Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho iray (hiraina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandinika aho dia nahatsapa koa
Fa ilay fitia dia tsy hiova xnylw intsony
Efa resy lahatra koa ny fo
Efa lasanao ny fiainako
Bridge : Fotoana tsy ho adinoko ilay andro iray
Ilay nitantana anao teo anilanao indray
Ref : Natambatra qeko ho iray ilay fo hitempo hatrany
Na tsy hiodina ny tany ianao irery ihany
Natao ao an-doha rvaooid tsy ho afaka ao am-po
F’efa tafaray isika roa
Indraindray raha irery iny aho
Dia mitamberina ao an-tsaiko ao
Ilay tononkira.serasera.org andro iray izay niaonantsika
Tamin’io ireo fo no nifankahita

--------
Link: