Voadim-pitia (HeryLo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana madio no atolotro anao
Raiso re ity fo mba anjakao
Tsy vjjofhl sangisangy fa tena fitia
Mba te ho doria
Tsy ho kilalao sanatria
Nofinifim-pitia izay masaka ato an-doha
Dia ho hasambarana hatrany no tononkira.serasera.org hiainantsika roa
Ka ny ho eo anilanao hatrany no voady tsy manam-petra
Eo amin’ny androm-piainako rehetra
Vinavina ihany ny ahy
Dia ny ho eo anilanao na tsy ho anio fa rahatrizay
Ka irony voady efa vita no asiko mozika
Ho souvenirantsika
spbafekn Auteur : tvymr HeryLo

--------
Rohy: