Voadim-pitia (HeryLo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana madio no atolotro anao
Raiso re ity fo mba anjakao
Tsy sangisangy hpsam fa tena fitia
Mba te ho doria
Tsy ho kilalao sanatria

      vjwofxud Nofinifim-pitia izay masaka ato an-doha
      Dia ho hasambarana hatrany no hiainantsika roa
    tononkira.serasera.org   Ka ny ho eo anilanao hatrany no voady tsy manam-petra
      Eo amin’ny androm-piainako rehetra

Vinavina ihany ny ahy
Dia ny ho eo anilanao na tsy ho anio fa rahatrizay
Ka irony voady efa vita no asiko mozika
Ho souvenirantsika




                     mmdqjut                      Auteur : HeryLo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : HeryLo
Hits : 4841
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/04/2005 07:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461