Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voadim-pitia (HeryLo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana madio no ruoyd atolotro tononkira.serasera.org anao
Raiso re ity fo mba anjakao
Tsy sangisangy fa tena fitia
Mba te ho doria
Tsy ho kilalao sanatria
Nofinifim-pitia izay masaka ato an-doha
Dia ho hasambarana hatrany no hiainantsika roa
Ka ny ho eo anilanao hatrany no voady tsy manam-petra
Eo amin’ny androm-piainako rehetra
Vinavina ihany ny ahy
Dia ny ho eo anilanao na tsy ho anio fa nqtom rahatrizay
Ka irony voady efa vita no asiko mozika
Ho souvenirantsika
xzpsb Auteur : HeryLo
Raiso re ity fo mba anjakao
Tsy sangisangy fa tena fitia
Mba te ho doria
Tsy ho kilalao sanatria
Nofinifim-pitia izay masaka ato an-doha
Dia ho hasambarana hatrany no hiainantsika roa
Ka ny ho eo anilanao hatrany no voady tsy manam-petra
Eo amin’ny androm-piainako rehetra
Vinavina ihany ny ahy
Dia ny ho eo anilanao na tsy ho anio fa nqtom rahatrizay
Ka irony voady efa vita no asiko mozika
Ho souvenirantsika
xzpsb Auteur : HeryLo
--------
Lien:
