Kapa Kyranil (Hery RALAINARIVO (Lapé))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mieritreritra ny fiainako taloha aho
Tamin’izany fotoana izany mbola mpianatra
Tsy mba anisan’ireny "play-boys" ireny aho
Ka tsy nana-namana ghniwlp fa nandeha tononkira.serasera.org irery.
Izaho ilay bandy kely tsotsotra
Mpanao kapa kyranil
Mandeha an-tongotra rehefa mianatra
Fa tsy amina aotomobila
Somary menamenatra
Rehefa mahita sipa manja kely
Fa matahotra ny ho voarora
Ka aleoko tsy miteny.
Nony taty aoriana kosa noho izany rehetra izany
Tafita tamin’ny fiainako aho fa tsy olona ambany
Ireo niavonavona taloha nanjary nanontany
"Fa inona kay no asanao no niova aok’izany?"
Izaho qmtx ilay bandy kely bmnoyc tsotsotra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hery RALAINARIVO (Lapé)Vangy : 3570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/11/2002 14:10