Kapa Kyranil (Hery RALAINARIVO (Lapé))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mieritreritra ny fiainako taloha aho
Tamin’izany fotoana izany mbola mpianatra
Tsy mba rqufeo anisan’ireny "play-boys" ireny aho
Ka tsy nana-namana fa nandeha ssznyy irery.
Izaho ilay bandy kely tsotsotra
Mpanao tononkira.serasera.org kapa kyranil
Mandeha an-tongotra rehefa mianatra
Fa tsy amina aotomobila
Somary menamenatra
Rehefa mahita sipa manja kely
Fa matahotra ny ho voarora
Ka aleoko tsy miteny.
Nony taty aoriana kosa noho izany rehetra izany
Tafita tamin’ny fiainako aho fa ogeiomca tsy olona ambany
Ireo niavonavona taloha nanjary nanontany
"Fa inona kay no asanao no niova aok’izany?"
Izaho ilay bandy kely tsotsotra
Mpanao kapa kyranil

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hery RALAINARIVO (Lapé)Visites : 3418
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/11/2002 14:10