Kapa Kyranil (Hery RALAINARIVO (Lapé))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mieritreritra ny fiainako taloha aho
Tamin’izany fotoana izany mbola mpianatra
Tsy mba anisan’ireny "play-boys" ireny aho
Ka tsy nana-namana fa nandeha irery.
Izaho ilay bandy kely tsotsotra
Mpanao kapa kyranil
Mandeha an-tongotra rehefa mianatra
Fa tsy amina aotomobila
Somary menamenatra
Rehefa mahita sipa manja kely
Fa matahotra ny ho voarora
Ka aleoko tsy miteny.
Nony taty aoriana kosa noho izany rehetra izany
Tafita tamin’ny fiainako aho fa tsy olona ambany
Ireo niavonavona taloha nanjary nanontany
"Fa tononkira.serasera.org inona kay fcribtz no asanao no rubq niova aok’izany?"
Izaho ilay bandy kely tsotsotra
Mpanao kapa kyranil
Mandeha an-tongotra rehefa mianatra
Fa tsy amina aotomobila
Somary menamenatra
Rehefa mahita sipa manja kely
Fa matahotra ny ho thwigj voarora

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hery RALAINARIVO (Lapé)Hits : 3466
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 26/11/2002 14:10