Ho anao irery ihany (Henriette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao irery ihany, ny fitiavako ry lala
Ho anao hatrany hatrany, mandram-pialako eto an-tany
Na ho be ny mpakahala, na ho maro ny tsy tia
Ny fitiavako tsy miala, fa ho anao doria doria
Ho anao dia ho anao
Izay voasaoratra ato am-mpoko
Voasikotra ato anaty
Ho vyvhbymz trotroiko mandramaty
(x2)
Mbola ho hajaiko prqwunm ihany, raha toa aho ka ho lasana any
Any akaotr'irony rahona, sy any ambadikiny fasana.
Ho anao dia ho tononkira.serasera.org anao
Izay voasaoratra ato am-mpoko
Voasikotra ato anaty
Ho trotroiko mandramaty.
Mbola ho wtgldpnf hajaiko ihany, raha toa aho ka ho lasana any

A/C: Andrianary Celestin Norbert
La Voix De Son Maître – K-9068

--------
Rohy: